rakotomiarintsoa nirina
rakotomiarintsoa nirina
  • Видео 1 636
  • Просмотров 848 230

Видео

SANTE MENTALE POSITIVE
Просмотров 104 месяца назад
SANTE MENTALE POSITIVE
www.deliremadagascar.com: Rakotoson Hoby Lalaina - DAF UPA-HPI MASCA Sabotsy Namehana
Просмотров 76 месяцев назад
“Mianatra mba hamorona”. Io no teny filamatry ny Université Polytechnique d’Avaradrano (UPA). “Novolavolaina hamorona asa ny mpianatra mivoaka ato aminay”, hoy i Rakotoson Hoby Lalaina, Tale miandraikitra ny fitantanan-draharaha sy vola (DAF) ao amin’ny UPA/HPI MASCA Sabotsy Namehana.
🌳🌳🌳BEMANEVIKA: Sangany amin'ny fiarovana amin'ny zavaboahary
Просмотров 197 месяцев назад
🎞️🎥📽️Horonantsary fanadihadiana mampiseho ny ezaka nataon'ireo mpisehatra amin'ny fiarovana ny zavaboahary ( teknisianina, mpikaroka, VOI), ny antony naha resy lahatra mponina hiaro ny atiala sy ny tombontsoa azon'izy ireo amin’ny fiarovana izany 📣📢Nody ventiny ny rano natsaikana satria nihena ny doro tanety ary tsy nisy intsony ny fanapahana ala tsy ara-dalàna tao Bemanevika. Tsy mijaly rano i...
🌳🌳FARITRA AROVANA BEMANEVIKA: Sangany amin'ny fiarovana ny zavaboahary🌳🌳
Просмотров 887 месяцев назад
📣📣Sangany amin’ny fiarovana ny zavaboahary i Bemanevika. Nihena ny doro tanety ary tsy nisy intsony ny fanapahana ala tsy ara-dalàna tao anatin’ny telo taona nifanesy noho ny ezaka nataon’ireo mpisehatra ao amin’ny faritra arovana Bemanevika toy ny The Peregrine Fund (TPF), mpitantana ny faritra arovana, ny Vondron’Olona Ifotony (VOI). 🐦🐦 Vorona no tena mampiavaka ny faritra arovana. Tena mampi...
Delire Madagascar: bebe - Akany mikarakara beantitra eto Madagasikara (FI.MI.BEA.MA)
Просмотров 52Год назад
PORTE BONHEUR : Asa sosialy teny amin'ny Akany fitaizana beantitra eny Ambodivondava no nanamarihan'ny fikambanana ny 8 martsa Tsy toy ny mahazatra no nanamarihan'ny fikambanana Porte Bonheur ny andro iraisampirenena ho an'ny azon'ny vehivavy tamin'ity taona 2023 ity. Nankalaza ny 8 martsa tamin'ny alalan'ny fanolorana ho an'ireo beantitra vavy sy lahy taizana vatsy teny Akany mikarakara beanti...
Journal Madagascar : Rakotoson Alexandre Madagascar Fashion Week Océan Indien MFWOI
Просмотров 40Год назад
Journal Madagascar : Rakotoson Alexandre Madagascar Fashion Week Océan Indien MFWOI
Delire Madagascar: ALA HONOKO
Просмотров 28Год назад
Delire Madagascar: ALA HONOKO
Delire Madagascar: Jeremie Randriarimalala,Tomponandraikitry ny fambolenkazo, tetikasa AFAFI Nord AF
Просмотров 55Год назад
FATANA FANAMBOARANA SARIBAO GMDR : Miady amin’ny fiovan’ny toetry ny andro Misoroka famokarana C02. Anisan’ny zavatra fampiasa amin’ny an-davanandron’ny tokan-trano malagasy ny saribao. Taviditra ao anatin’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF ny « charbon vert ». Hazo volena no atao saribao ary fatana namboarina mba tsy hisy fiantraikany amin’ny fiovan’ny toetry ny andro no hikotrehana ny hazo hivadika sa...
Delire Madagascar: Mahefa Christian Olivier : mpandrindra ny tetikasa ao amin’ny NITIDAE
Просмотров 32Год назад
MAHABIBO : Seha-pihariana mahaliana ny tantsaha aty amin’ny distrikan’Ambilobe 11.000 hektara ny mahabibo eto Madagasikara. Nitombo 575 hektara ny misy mahabibo vaovao nadrindra ny roa taona nisian’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF, vatsian’ny vondrona Eropeanina ( UE ) sy ny Ministera federalin’ny Alemana momba ny Fiarahamiasa ara-toekerena sy Fampandrosoana (BMZ) vola ao anatin’ny fandaharan’asan’ny ...
Delire Madagascar : MANONDROALA
Просмотров 16Год назад
MANONDROALA: Manamora ny fanarahamaso ny fitantanana ny ala ny famokarana tao-sarintany Mampiofana momba ny famokarana tao-sarintany sy ny fampiasana azy. Malaza tato ato ny doro ala. Manampy amin’ny famaritana ireo tebok’afo, ny fihitaran’ny afo, ny velarantany misy ala ny sarin-tany vokarina avy amin’ny sary avy amin’ny zana-bolana. Azo arahin’ny besinimaro maso isan’andro ihany koa ny fivoar...
Delire Madagascar : Rakotoson André, Tale jeneralin’ny HPI Masca
Просмотров 15Год назад
ONIVERSITE HPI/ MASCA SABOTSY NAMEHANA: Tontosa soamantsara ny famoahana ny andiany fahaenina « Andao hiasa ho fahazavana ». Io no lohahevitra nampisalorana ny famoahana ny andiany fahaenina tao amin’ny oniversite HPI/Masca Sabotsy Namehana. Ny zoma 30 septambra 2022 no nanatanterahana ny lanonana famoahana ireo mpianatra miisa 30 nahazo ny diplaoma Licence. Avy amin’ny lalam-piofanana telo (03):
Journal Madagascar : RAHOLIARIMALALA Norohanitra , Filohan’ny fikambanana Diaf Marindrano
Просмотров 33Год назад
DIAF MARINDRANO: Feno 10 taona namokarana fandaharana hanampiana ny tanora amin’ny olana sedrainy Resaka fananahana, fidorohana zava-mahadomelina ary teknolojia no lohahevitra ho resahana mandritra ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny Diaf Marindrano. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 16 septambra 2022 teny amin’ny Le Pavé Antaninarenina ny fankalazana. Fankalazana an’Andriamanitra no nanomb...
Delire Madagascar: Randrianarisoa Felana, tomponandraikitrin’ny AVIMA- PAGE 2/ GIZ
Просмотров 10Год назад
FIZAHANTANY ANY AMBANIVOHITRA : Nanohana ara-bola ny AVIMA ny fandaharan’asa PAGE 2/ GIZ Mitondra fampandrosoana ho an’ny tanàna. Anisan’ireo tanàna iray mandray vahiny hanao fizahantany any ambanivohitra i Belazao, Distrikan’i Betafo, faritra Vakinankaratra. Rehefa avy mitsidika ny tendrombohitr’i Hitavo, ahafahana mahita ny faritra Vakinankaratra amin’ny ankapobeny sy farihy Tritriva ireo mpi...
JMJ MADA 10 : Ravalomanana Marc
Просмотров 625Год назад
JMJ MADA 10: Fahitan'i Prezidàn' ny repoblika teo aloha ny lamesa famaranana ny JMJ tany Antsirabe.
JMJ MADA 10 : Gilberte Annie Ravakiniaina, Mpanolontsaina teknika miandraikitra ny PAGE 2 GIZ
Просмотров 22Год назад
JMJ MADA 10 : Gilberte Annie Ravakiniaina, Mpanolontsaina teknika miandraikitra ny PAGE 2 GIZ
JMJ MADA 10 Afaka manova ny tantara eo amin’ny firenena ny tanora raha mandray andraikitra
Просмотров 252Год назад
JMJ MADA 10 Afaka manova ny tantara eo amin’ny firenena ny tanora raha mandray andraikitra
Journal Madagascar: JMJ MADA 10,ANDRIAHERANTSOA Najoro, Mpilatsaka antsitrapo,association Mahatsangy
Просмотров 24Год назад
Journal Madagascar: JMJ MADA 10,ANDRIAHERANTSOA Najoro, Mpilatsaka antsitrapo,association Mahatsangy
Journal Madagascar: Malala - tarika zay
Просмотров 578Год назад
Journal Madagascar: Malala - tarika zay
Délire Madagscar : Vovonam-pirenena Katolikan'ny Tanora - VPKT
Просмотров 91Год назад
Délire Madagscar : Vovonam-pirenena Katolikan'ny Tanora - VPKT
Journal Madagascar : site Sacré coeur Tsaravavaka
Просмотров 233Год назад
Journal Madagascar : site Sacré coeur Tsaravavaka
Délire Madagascar : Page2 Giz, dredd
Просмотров 13Год назад
Délire Madagascar : Page2 Giz, dredd
Delire Madagascar: JMJ MADA 10 . Pretra RAZAFINDRAKOTO Justin
Просмотров 280Год назад
Delire Madagascar: JMJ MADA 10 . Pretra RAZAFINDRAKOTO Justin
Harilala Ramanantsoa - Tomponandraikitry ny Mada vision
Просмотров 292 года назад
Harilala Ramanantsoa - Tomponandraikitry ny Mada vision
Lylison Rolland de René - Governoran'ny faritra Sofia
Просмотров 512 года назад
Lylison Rolland de René - Governoran'ny faritra Sofia
Lylison Rolland de René - filoha nasionalin’ny federasiona malagasy ny ckick-boxing
Просмотров 392 года назад
Lylison Rolland de René - filoha nasionalin’ny federasiona malagasy ny ckick-boxing
Randriantsoa Jimmy, Ben’ny Tanànan’Alasora
Просмотров 402 года назад
Randriantsoa Jimmy, Ben’ny Tanànan’Alasora
Randriantsoa Razaka Mireille vadin’ny Ben’ny Tanàna Alasora
Просмотров 272 года назад
Randriantsoa Razaka Mireille vadin’ny Ben’ny Tanàna Alasora
Dr FEZINY Séraphine Centre Medical Marie Stella ,
Просмотров 1482 года назад
Dr FEZINY Séraphine Centre Medical Marie Stella ,
Dr FEZINY Séraphine Centre Medical Marie Stella 100 taona ny insuline
Просмотров 1092 года назад
Dr FEZINY Séraphine Centre Medical Marie Stella 100 taona ny insuline

Комментарии

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel 11 дней назад

    Tandremo!! tena voaporofo fa kodiaran-tsarety ity fiainana ity a!! LASA SOLOMBAVAMBAHOAKA IZY IZAO

  • @user-qj9iw4iq3u
    @user-qj9iw4iq3u 17 дней назад

    Aléatoire any Tsihafa any io ee

  • @user-qj9iw4iq3u
    @user-qj9iw4iq3u 17 дней назад

    Sambory any io ,ny Tony tsy misy fa ny atao ihany no miverina

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Месяц назад

    Fa angahia azo atao misambotra olona ampasana

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 Месяц назад

    Mety satria bé vava loza ny tany

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 Месяц назад

    Mba.marina mafy na.ny.maty aza ve tsy malahelo.amin zao? Deja.ny faty efa misy mpangalatra

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 Месяц назад

    Fa tsisy toerana hafa ve hisamboran'olona ankoatry ny any ampasana? Aza manody re ry ray..eny ampasana no samborina ????????? Du.jamais vu. Bientot samborina anaty kabinet wc

  • @dimbinialarakotomalala210
    @dimbinialarakotomalala210 Месяц назад

    Tsy de hidirako ze histoiren’le razoky fa ny mahagaga ahy de hoe tena tsy misy hirika na moyen na occasion azo hisamborana azy ra tsy teny apendevenana Ve?

  • @DavidPerez-hz6le
    @DavidPerez-hz6le Месяц назад

    Adino hatramin'ilay maty

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Месяц назад

    Miverina n'y tantara, ra marary @nareo n'y zava nisy de mahatsiarova Tena daholo n'y ao ambonimbony ao, n'y tody atao nge miverina e,

  • @kantoniaina1433
    @kantoniaina1433 Месяц назад

    tsy de miova mintsy zoky ty,tia tanindrazana hono izy😢

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 2 месяца назад

    F angah nandatsa dra namono olona toy nataon dtavalomana ve i augustin io ka any am pasana mihitsy no nosamborina??? Mba te hianatra hanao jadona i linisitrin ny vola tsy ho lasa lavitra am fitondrana ka lanao zao fihetsika izao..olona namono olona nandatsa dta m bahoaka avelan ny lery miditra tsy mis passeport eto am firenena ..tsy samboriny befa di manana dossier malto..olona meloka avy any afrika atsimo miditra abtsokosokoa eto al firenena tsy smbirin i rajao ndoza tsy aharitra ela am fitondtana io...ho hita eo vato azon iz roalahy rajao sy ravalo am vato hoazon iz 2 lahy complice am famelana olona efa hitam bahoaka meloka eto am firenena tsy samborina toy io..aleo vahoaka hitsaravtoetran dravalo syvrajao fa hi his fifidianana eto!!!ho hita. Eo vato azon iz 2 lahy...

  • @hermannstamm5237
    @hermannstamm5237 2 месяца назад

    Hay koa ve le mpitondra teo aloha mba nanao anizai e Dua soka tsy hisy anao taondada tsy tsaroina

  • @user-pz6ik1vs4z
    @user-pz6ik1vs4z 6 месяцев назад

    Elle doit regarder son petit copain , parce que son mari elle l'ignore superbement !

  • @ravelomihajamendrika4595
    @ravelomihajamendrika4595 7 месяцев назад

    Tikooo ty hira ty

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 8 месяцев назад

    🥲

  • @mbouhnathalie7703
    @mbouhnathalie7703 10 месяцев назад

    A qui s’adresse-t-elle? 😮😮

  • @mbouhnathalie7703
    @mbouhnathalie7703 10 месяцев назад

    C dommage qu’elle ne regarde pas son mari en chantant ❤

  • @voxpopulis3183
    @voxpopulis3183 Год назад

    Manao anzao elah @zao andeo ndrajoelina aao tsiafahy directe 😂 aizaoiza rolly mercia sy la gazette @ zao ?

  • @volarazanabola1588
    @volarazanabola1588 Год назад

    Miarahaba tompoko. Misy fetrany ve ny taona raha anao FAV na FIv. Misaotra betsaka

  • @vonjyralijaona4091
    @vonjyralijaona4091 Год назад

    Misaotra tamin'ny fizarana, tsara ho fantatra, fa saingy mitongilana kely ilay izy na dia misy neutre aza ilay olona atao interview.

  • @faraandriamanirydesire6985
    @faraandriamanirydesire6985 Год назад

    Vadin lery daôly zan reo afaran reo 🤣🤣🤣🤣

  • @NotKylian
    @NotKylian Год назад

    Ma famille a vecu se malheur car ma mami etait malade mon papi est aller dans un avion qui tue des gens mon papi c’est echape mes toute ma famille a survecu car il sont parti est mon papi c’est echappe de madascar!

  • @heriniainaelierasolondraib2689

    😭

  • @judichstatham5270
    @judichstatham5270 Год назад

    Milay Meizah an👍

  • @user-os3zf7nm1e
    @user-os3zf7nm1e Год назад

    Tompoko, manao ahoana ny sambo amin'izao fotoana izao, efa navotsotra ve ny mpiasa?

  • @universaltunes9606
    @universaltunes9606 2 года назад

    Fa maninona no afohezina le anarana e? soloyb eny @ tribonaly rehefa tsy tinao le anarana feno

  • @perlehope5599
    @perlehope5599 2 года назад

    Pfff je préfère l’original, à part la main de Dedaky, ce Meizah a complètement détruit cette belle chanson

  • @ririhtouja9723
    @ririhtouja9723 2 года назад

    Reposes en paix Dedake ! Tena malahelo mafy ! Dieu enlève toujours les bons, tu vas nous manquer terriblement !

  • @leatobson9313
    @leatobson9313 2 года назад

    Ahatiarovako ty à Mangily , mandria amimpiadana zanadahiko , mirary fiononana ho an' ny fianakaviana

  • @dago2014
    @dago2014 2 года назад

    Grand maître Dedake🙏 Repose en paix🙏❣

  • @dorisrekevera8990
    @dorisrekevera8990 2 года назад

    Repose en paix dedake😥🙏

  • @sitrakaranomenjanahary7202
    @sitrakaranomenjanahary7202 2 года назад

    Repose en paix Dedake 😞

  • @lalatianaangele8419
    @lalatianaangele8419 2 года назад

    Mandria ampiadanana Dedaka 💔😭

  • @mamitianarajaonarison1062
    @mamitianarajaonarison1062 2 года назад

    Soa lahy zao! Many TOLIARA koahy e! Merci DEDAKY!

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 2 года назад

    🤍🤍🙏🤍🤍🤲🤍🤍

  • @tsilavinasarobidyfanomezan3164
    @tsilavinasarobidyfanomezan3164 2 года назад

    Misaotra e fa mba aiza ity toerana e emen

  • @akonfan3599
    @akonfan3599 2 года назад

    Lydi toto mafy ka marina zany vaoka bien protege anao you eza abi toto !

  • @gastonguyamougou6614
    @gastonguyamougou6614 2 года назад

    Ça ressemble beaucoup au rythme assiko du Cameroun ... chez les bassas

  • @beatricejean5874
    @beatricejean5874 2 года назад

    Waww belle vocal bravo

  • @cimiajerry7674
    @cimiajerry7674 2 года назад

    elle chante tres bien mais le mari a l air bien seul

  • @jaozandrytadjidine371
    @jaozandrytadjidine371 2 года назад

    Une partie sombre de notre histoire

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 2 года назад

    Aiza mitsaratsara fahatany fa samy mitazona finoany de aiza manaratsy ny hafa fa tano mafy zeanananao mba tsisy aka satrimboninahitrao de samy mitazona nenazy aiza manara tsy ny afa fa tsy forisena reo olona reo fa misy zavatra tsapany ao mato ry zareominjana ao fa tsy forisena

  • @ranjajo5758
    @ranjajo5758 3 года назад

    Ny vadinao no tokony jerenao fa tsy ny public.. mipitrapitra be i Ramose tsss Sa manao spectacle ? Tsy naturel..

  • @rainiveloniandrompimasy1493
    @rainiveloniandrompimasy1493 3 года назад

    Makasitraka eh !

  • @jimmyrandrianarison5321
    @jimmyrandrianarison5321 3 года назад

    Soa leroa

  • @daivageeveerapen7337
    @daivageeveerapen7337 3 года назад

    MERVEILLEUX.

  • @nalyheriniana7357
    @nalyheriniana7357 3 года назад

    Qui regarde ca en 2021? ;)

  • @fernandrandriamanalina7355
    @fernandrandriamanalina7355 3 года назад

    Ts misy ialonany katolika sy anenjeany ze fivavahanla

  • @issaglock6034
    @issaglock6034 3 года назад

    He got all the hoes